Fiteny goragea

Ny fiteny goragea dia vondrom-piteny semitika atsimo izay anisan' ny sampana semitikan' ny fianakaviam-piteny afrôaziatika (na hamitô-semitika). Atao hoe ጉራጌ / Guragē, io fiteny io amin' ny fiteny amharika. Ny vahoaka goragea monina ao amin' ny Faritra Goragea (izay ahitana foko maro dia maro amin' ny tapany atsimo-andrefana ao Etiôpia) no miteny goragea.


Developed by StudentB